Teny iditra | 1 handrinina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Jerena tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana: Nohandriniko izy ka vaky nandositra |
Fototeny | 4 handrina |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 anindrihan, handrianin, handrinina, hanindrian, ihandrinan, nahandriny, nanindriha, nihandrina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |