|
|
|
|

Teny iditra1  handrin-tany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] entina milaza ny tokotany sy ny lalana izay mafy sy tsy mba maniry ahitra noho izy diavina matetika
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] talus
Ohatra  5  [2.356#] Nasiana lavaka mitovy amin' ny zinga eo amin' ny handrintany.
Singan-teny  6  handrina, tany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07