Teny iditra (1/2) | 1 handrona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fitobian-javatra amin' ny toerana iray; fijanonan' ny rano tsy mivoaka fa mitoby fotsiny amin' ny toerana iray. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
9 stagnation [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
10 stagnation, se dit des liquides et des affaires [1.3] 11 stagnation [1.8] |
Teny iditra (2/2) | 12 handroña |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 famaky [Tanala]
[1.78] |
Tovy hevitra | 15 handroñana |
Fivaditsoratra | 16 handrona, handroña, nahandro, handrona, handroña, nahandro |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |