Teny iditra | handro | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanamasahana sakafo, fitanehana Hamasaka, hamasahana: Tsy tsara handro. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | The cooking of food [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Cuisson [1.8] | |||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | handro | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Fiampofoana [1.78] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Action de mettre devant soi, sur ses cuisses [1.82] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |