Teny iditra | 1 handroina |
Fototeny | 2 handro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Masahina amin' ny afo, na tenehina izany na ampangotrahina: Efa nohandroinao ve ny vary? (Manana endrika roa hafa izay samy fampiasa tsara io teny io: 1) ahandroina, izay nalaina avy amin' ny fifanahafan' endrika amin' ny matoanteny mpamari-toe-javatra ahandroana: Efa nahandroinao ve ny vary? 2) andrahoina, izay teny mifamadi-baninteny amin' ny ahandroina ihany (jer. Ahazoana sy azahoana): Efa nandrahoinao ve ny vary? Marihina fa amin' izy telo ireo, dia ity farany no be mpampiasa indrindra) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] ahandroina 6 [1.7] to be cooked |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on fait cuire ou bouillir |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 12 ahandroina, andrahoina |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny handroina io |
Fivaditsoratra | 14 ahandrino, ahandroin, ahandrony, anandrohy, andrahoin, andrahony, androhina, andronahy, anondrahy, hainandro, handorany, handriona, handroany, handroina, hanindroa, hanodiran, haondrany, hidaronan, hiondrana, hirodanan, hondraina, ihandrona, nahandroi, nandrahoi, nirodahan |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |