Teny iditra handrona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitobian-javatra amin' ny toerana iray; fijanonan' ny rano tsy mivoaka fa mitoby fotsiny amin' ny toerana iray. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Stagnation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Stagnation, se dit des liquides et des affaires [1.3]
 Stagnation [1.8]
Sampanteny 

Teny iditra handroña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Famaky [1.78]
Tovy hevitra handroñana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31