|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  handrona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fitobian-javatra amin' ny toerana iray; fijanonan' ny rano tsy mivoaka fa mitoby fotsiny amin' ny toerana iray.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] stagnation
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] stagnation, se dit des liquides et des affaires
6  [1.8] stagnation
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)12  handroña
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Tanala] famaky
Tovy hevitra  15  handroñana

Fivaditsoratra  16  ahandron, hanandro, handoran, handroan, handroña, handrona, haondran, nahandro, nandraho

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31