Teny iditra | hani-bary tsy harena | |
Singan-teny | hanitra ; -bary (vary) ; tsy ; harena | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Izay fofon' ny vary manitra ao an-tranon' olona iray tsy azo ilazana fa manana ny ampy izy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The fragrance of rice is not wealth. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Le parfum du riz bien cuit n'enrichit pas ; fig. il ne faut pas qu'une jouissance présente fasse oublier un plus grand bien [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |