Teny iditra | 1 hani-bary tsy harena |
Singan-teny | 2 hanitra, vary, tsy, harena |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] izay fofon' ny vary manitra ao an-tranon' olona iray tsy azo ilazana fa manana ny ampy izy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the fragrance of rice is not wealth. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] Le parfum du riz bien cuit n'enrichit pas ; fig. il ne faut pas qu'une jouissance présente fasse oublier un plus grand bien |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |