Teny iditra | 1 hanin-kanina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] vodiondrim-barotra izay lany maina raha mitsoa-pahana tsy hividy indray ilay nanome |
Ohatra |
4 [2.270#] Tafaverina i Benoà, nitondra an-karona ny haninkanina novidina. 5 [2.643#] Ny vokatray rehetra nozaraina hiveloman' izy ireo : haninkanina sady betsaka no maro karazana nisy nanovaovana. |
Singan-teny | 6 hanina |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny hanin-kanina io |
Fivaditsoratra | 8 hanankinany, hanin-kanina, hanin-kinana, hinankinana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |