|
|
|
|

Teny iditra1  hanin-kanina
Singan-teny  2  hanina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] vodiondrim-barotra izay lany maina raha mitsoa-pahana tsy hividy indray ilay nanome
Ohatra  5  Tafaverina i Benoà, nitondra an-karona ny haninkanina novidina. [2.270#]
6  Ny vokatray rehetra nozaraina hiveloman' izy ireo : haninkanina sady betsaka no maro karazana nisy nanovaovana. [2.643#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny hanin-kanina io

Fivaditsoratra  8  hanankinany, hanin-kanina, hanin-kinana, hinankinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21