Teny iditra | hanjahanja (hanja) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fampisehoana miharihary; tsy fananan-damba na akanjo hanafina ny vatana. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Openness; nakedness; cf. harihary [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Nudité, manifestation [1.3] | |||||||||||||||
état de ce qui est ouvert, manifeste; cf. harihary [1.8] | ||||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | hanja | |||||||||||||||
Teny iditra | hanjahanja | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See hejaheja [1.2] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |