Teny iditra | hanjaka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fitafian-damba hanafina ny vatana [1.1] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Teny iditra | hanjaka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Fehinkibo [1.78] | ||||||
Teny iditra | hanjaka (zaka) | ||||||
Sokajin-teny | ho avin' ny matoantenin' ny mpanao manjaka | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |