Teny iditra | hankana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka] karazam-borona mpivoaka alina [Rakotosaona 1972] | |
[Tsimihety] Karazam-borondia mitovy endrika amin' ny vorondolo [Rajemisa 1985] | ||
Famaritana anglisy | [Provincial] a kind of bird. Probably the same as hanka [Richardson 1885] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Teny iditra | hankana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Betsimisaraka, Bezanozano, Tambahoaka] kankana [Rakotosaona 1972] | |
[Tanala] kankana (tany, olona) [Rakotosaona 1972] | ||
Famaritana anglisy | prov. for kankana [Richardson 1885] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
2013/08/27 |
![]() |