Teny iditra | hanko > ankona | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazana bibilava lehibe [1.1] | ||||||
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | ||||||
Teny iditra | hanko > ankona | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ngoly: Ankon' ny hatsiaka aho Tsy mahateny tsy mahahetsika noho ny zavatra nanaitra na nampitahotra tampoka: Ankona izy nahita ilay biby [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Cold, chilly, frigid, benumbed, confounded. See ana. [1.2] | ||||||
Benumbed; confounded [1.7] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Engourdi; abattu [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra | hanko > hanka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Aigle de mer. [1.19] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Tovy hevitra | hankoay | |