|
|
|
|

Teny iditra1  hanky va re
Singan-teny  2  hanky, va, re
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  Hay! Izany tokoa àry! Teny entina manaiky raha mahare vaovao manaitra na zavatra tsy nampoizina: Hanky va re! mpirahalahy ianareo sy Rabe! [1.1]
Tovy hevitra  5  hanky

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02