Teny iditra | 1 hanoanana |
Fototeny | 2 noana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny olona tsy nihinan-tsakafo efa elaela ka mahatsiaro mangebaka ny kibony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] hunger |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] la faim |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 8 fahanoanana |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny hanoanana io |
Fivaditsoratra | 10 anahonana, anohanana, anonahana, hanananao, hanoanana, nanahanao, nanoahana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |