|
|
|
|

Teny iditra1  hano mahavoky
Singan-teny  2  hano, mahavoky
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  teny atao amin' ireo olona asaina na tolorana sakafo noho izy efa voky na hita fa kely tsy ampy mizarazara ny omena azy ka tsofina rano [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17