Teny iditra hanono (hatra, nono)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Hatreo amin' ny nono no halaliny [Rajemisa 1985]
Voambolana 

Teny iditra hanono
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Enti-milaza ny zandry amin' ny fianakaviana andriana betsileo [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2012/12/07