Teny iditra | 1 hantahanta |
Fototeny | 2 hanta |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Angolangola na fihetsika somary amboamboarina raha mangata-javatra noho ny fitokiana fitiavana; fiangaviana na fitarainana hahazoana zavatra na hahazoana manao ny sitraky ny fo noho ny fitokiana fitiavana; fanaovana angolangola hahazoana tombom-pitia: Tokony ho voafefin' ny fanajana mandrakariva ny hantahanton' ny ankizy. [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [duplicatif fréquentatif] [1.3] |
Ohatra |
6 Mahatsiaro ny hantahanta fanaoko, ry zareo;
[2.285]
7 Andry koa re ka lavo, hantahanta aiza intsony! [1.244] 8 Nekeko io hantahanta keliny io satria izy koa no mba tiako hifidy izay sora-damba ho ahy. [2.643] |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 hanta |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
![]() |