Teny iditra | 1 hantaina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Angatahina mafy erỳ: Hantain' ny zanako aoka izany ny saribakolin' i Fara kelinao Omena ny zavatra rehetra angatahiny, ampanaranim-po amin' izay rehetra tadiaviny: Hantainao loatra io zanakao io ka hahantra ianao any aoriana |
Fototeny | 4 hanta |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 ahantany, anintaha, hantaina, hatanany, hatanina, hitanana, ihantana, nahatany, nahitana, natahany, niantaha, nitahana, tanahina, tananahi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |