Teny iditra hantsana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tevana, hady na lavaka lalina, fampana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A precipice; cf. tevana [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Précipice, abîme; cf. tevana [1.8]

Teny iditra hantsaña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Endy, manamaina kafe na vary na laoka ambony afo, manendy [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31