Teny iditra | hantsy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanomezam-po mba hiady, hifamely amin' ny tena, haika [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A challenge, defiance [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Défi, provocation [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tsipelina hafa | hatsy | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | hantsy, hintsa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |