|
|
|
|

Teny iditra1  hany ka
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny mpampitohy mampifampiankina, milaza vokatry ny toe-javatra voalaza eo aloha
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] and so
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#48][any ka] tellement, de sorte que, de façon que
6  [1.8] donc, c'est pourquoi
7  [1.27#21] tellement, de sorte que
8  [1.66#730] au point que, à tel point que
Ohatra  9  [2.643#95] hany ka te-hihaona aminao aho
10  [1.1] Tsy nisy rivotra firy tao an-trano hany ka narary ny andohako
11  [1.2] Rarana tsy zaka, hany ka maty ([He] could not be advised, and so he is dead)
12  [2.606#62] Sarotra ho an'ny tantsaha ny fivelomana amin'ny tany, hany ka mampandositra azy
13  [2.332#53] Voasintoko io lamba io ary nanaraka ny vazy teo amboniny, hany ka nianjera ary vaky!
Singan-teny  14  hany, ka

Fivaditsoratra  15  hakain, hakany, hany ka, hinaka, nahika, nakahy, nihaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21