Teny iditra hany koa (hany, koa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy irery ihany (fanaon' ny mpanoratra eo alohan' ny anarana tiana hofaritana): Hany koa Rakoto no zana-dray aman-dreniny (Rakoto irery ihany no zana-drainy sy reniny) [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31