|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy
4  [1.13] katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a louse, a tick.
6  [1.7] a louse
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8, 1.13, 1.82] pou
Ohatra  8  Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528#]
Voambolana  9  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny hao io
Lahatsoratra  20  Randzavola: hao ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)21  hao
Sokajin-teny  22  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  23  [1.78] [Taisaka] eny
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.82] [Taisaka] oui

Fivaditsoratra  25  aho, hao, hoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21