Teny iditra | 1 haolohaolo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Dia, mirenireny, tsy voatamana hiara-mipetraka amin' ny olona: Amboa haolo, omby haolo Mandosindositra olona, kaody: Haolohaolo iny tovolohy iny. (Aza afangaro amin' ny hoe Aolo: tsy misy olona, tsisy mponina) |
Fototeny | 4 haolo |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 6 haolo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |