Teny iditra | haraby | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Eso, kivazivazy zary tenany, teny sompirana. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Ridicule, a jeer, a gibe. See eso, vazivazy. [1.2] | ||||||||||||
Ridicule, a jeer [1.7] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Raillerie, moquerie [1.8] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | bahary, bihara, haraby, rahiba |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |