Teny iditra (1/2) | 1 harafesina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tentina menamena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin' ny hamandoana, taim-by: Voan' ny harafesina ity vy ity Misy taim-by, rakotr' io tentina menamena io: Harafesina ny hidim-baravarana fa asio menaka. Indraindray anefa ampiasaina ho solon' ny "harafesina" mpamaritra milaza toetra ny hoe "harafesenina" izay tena tokony ho izy tokoa: Harafesenina ny hidim-baravarana fa asio menaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] rust rusty |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] rouille rouillé |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 7 harafesina |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Enti-milaza ny marary efa ambavahoana izay mangana ny molony ary manopy mena ny nifiny |
Voambolana |
10 Fahasalamana |
Fivaditsoratra | 11 firesahana, harafesina, hirafesana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |