Teny iditra harakaraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-borona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A bird, a peculiar species of roller. Eurystomus madagascariensis, L. [1.2]
Anarana siantifika Eurystomus madagascariensis
Voambolana 

Teny iditra harakaraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Aretina heverina fa hazo tamin'ny zavatra nihoanina tany an'ala, ka mandoa izay ny olona voan'ny harakaraka [1.78]
  [Sihanaka] Areti-mandalo [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31