|
|
|
|

Teny iditra1  haram-bato
Singan-teny  2  harana, vato
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taifasy] vatolampy
5  [1.78] [Sihanaka] hantsambato
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] [vato, a stone.] a huge prominent rock, a rocky place.
7  [1.7] a large rock, a protruding vein of rock
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8] grand rocher
Ohatra  9  [2.499] harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany.
Teny nalaina  10  Soratra misy io teny haram-bato io

Fivaditsoratra  11  hamboatra, haram-bato, horambata

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21