Teny iditra | 1 harambola |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Kavina volafotsy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
[haram-bola] provincial for arambola |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.19] [Tankarana]
cercle en argent de l'oreille. |
Ohatra |
6 [2.48] Vao asiana harambola rahefa mitatra lehibe ny loaka. |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |