|
|
|
|

Teny iditra1  haranana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Paosy faharoa (manarakaraka ny takoribabo) amin' ny vavonim-borona, izay misy vatokely madinika be dia be manorotoro ny sakafony
4  [1.13] taovam-pandevonankanin'ny vorona, mpanorotoro ny sakafo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] the gizzard
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#218, 1.13] gésier
Voambolana  7  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  8  dimany
Kamban-teny 
Anaram-biby 

Fivaditsoratra  12  anarahan, hananara, hanarana, haranana, nanaraha, narahana

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29