Teny iditra | 1 hararaotina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vonjena hatao sao tsy misy hahazoana manao azy intsony: Hararaoty izao vidim-bary mora izao mba hividianana betsaka Ampiasaina ny fahavoazan' ny sasany mba hamelezana azy bebe kokoa: Nohararaotinao ny tsy naha-teo ahy mba hanaovanao ny fifaninanana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be made to have on'es guilt or calamity aggravated, to be pursued successively, to be subject to general annoyance by others when one party has shown hostility to one. 5 [1.7] to be taken advantage of; |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] dont on tire avantage, dont on profite; |
Fototeny | 7 hararaotra |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 hararaotina, hiraratanao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |