Teny iditra haratan-daletsa (harata, laletsa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy  [Sakalava] Sahala amin' ny harata, saingy maro ny pentina amin' ny handriny [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Soratr'omby

2009/12/09