Teny iditra (1/2) | 1 harato |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tady na tariby voatenona makarakarasy misy masomasony atao fakana hazandrano na fefy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a net, net-work, a fishing net. 5 [1.7] a fishnet |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] filet à mailles, réseau, treillis, grille, grillage, tout ce qui est tissé ou tressé en forme de grille appareil, bandage pour les membres fracturés 7 [1.8] filet de pêche |
Ohatra |
8 [2.471] Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. |
Voambolana |
9 Fitaovam-piasana |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 14 arato |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny harato io |
Lahatsoratra |
16 Randzavola: harato ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 17 harato |
Fototeny | 18 haratra |
Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana harasana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] |
Tsipelina hafa | 21 haraso |
Fivaditsoratra | 22 ahaotr, ahatro, ahoatr, ahotra, aohatr, haotra, harato, hatora, hatrao, hatroa, hoatra, ohatra, rotaha, taharo, taroha, tohara, toraha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |