|
|
|
|

Teny iditra1  haratsahana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tapahina ny romoromo aminy, rantsanana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be cut off straight, to be removed, to be cleared away.
Fototeny  5  haratsaka
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  hanaratsaha, hanatsahara, haratsahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21