|
|
|
|

Teny iditra1  harem-belon-tompo
Singan-teny  2  harena, velona, tompo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fananana mbola eo am-pelatanan' ny tompony ka tsy azon' ny mpandova zakaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23