|
|
|
|

Teny iditra1  harerahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  reraka
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] épuisement, découragement, pauvreté
Ohatra  6  [2.529] Manao tsy dia salama loatra aho, hoy Rasoa nampiseho harerahana teny amin' ny endriny.
7  [2.528] Noho ny harerahana tamin' ny dia, noho ny Tranovola mbola eo am-pamitana azy tsy ho ela, dia miandry tononandro tsara isika.

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29