Teny iditra | 1 harihitra |
Fototeny | 2 rihitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny zavatra marihitra: Raha tianao hitombo ny harihitry ny feta, atao kelikely ny rano |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] concentration |
Voambolana |
6 Simia |
Fivaditsoratra | 7 hahiratry, harihitra, hiharitra, hihiratra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |