|
|
|
|

Teny iditra1  haroina
Fototeny  2  haro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Avadibadika mba hifangaro tsara: Haroy matetika itỳ vary mihahy itỳ
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be mixed, to be mingled, to be put into a state of confused mixture.
6  [1.7] to be mixed, to be stirred
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] qu'on mélange, qu'on ensemble
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  12  haroana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny haroina io

Fivaditsoratra  14  aharony, ahorina, aniraho, anohary, anorahy, anoriha, arahony, aronahy, hanoira, hanoria, haorany, haorina, haraony, hariaño, harinao, haroany, haroina, haronay, hianora, hiorana, hiranao, hiraona, hoarina, horiana, iahoran, ihaoran, iharano, iharoan, ihoaran, iroahan, ironaha, niahora, nihaora, niharoa, nihoara, niroaha, oharina, rahonay, rihaona, roahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21