Teny iditra | 1 haromay |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 sotrobe: Haromay volo, mahay ny vary mahay ny ro (sotrobe vita amin'ny volontsangana sady mahay ny vary no mahay mialo ny ro/laoka) [Tanala]
[1.78] |
Fivaditsoratra | 4 amohary, hamaroy, hamoray, haromay, homaray, marohay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |