Teny iditra harongam-pohatra
Singan-teny harongana ; fohatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Levona, ringana tanteraka hatrany amin' ny fakany; lany harena, botry tanteraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Destroyed, spent, ruined. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Complètement détruit [1.3]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27