|
|
|
|

Teny iditra1  haronganina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fiteny amin' ny biby be hatina, hatenina, izay manjary matevina ohatra ny harongana ny hodiny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] diseased, scabbed. Used only in speaking of calves.
Voambolana  5  Haibiby: fitsaboina momba ny biby
Fototeny  6  harongana

Fivaditsoratra  7  hangaronany, haningorana, haronganina, nangarohany, nangorahany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21