Teny iditra | 1 hasasarana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny fahatsiarovana ny tena ho tsy manan-kery noho ny asa mafy natao; havizanana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] la fatigue: Manao ahoana ny hasasarana? (Comment va la fatigue?) Question que l'on fait aux voyageurs après le salut ordinaire. |
Fototeny | 5 sasatra |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny hasasarana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |