|
|
|
|

Teny iditra1  hasiahana
Fototeny  2  siaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Toetran' ny olona masiaka, lozabe, faly hampijaly ny sasany; halozana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] fierceness, violence
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#222, 1.8] Méchanceté
7  [1.8] férocité
Ohatra  8  Azo heverina koa hoe hasiahana maina tsy nisy voka-tsoa mivantana hoa azy nanao azy. [2.472#]
9  Moa tsy asehon' ireo teny ireo fa tena noheveriny ho hasiahana ny lahatra mahafaty ny olombelona? [2.296#]

Fivaditsoratra  10  hanasaiha, hasahaina, hasahiana, hasiahana

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/19