Teny iditra | 1 hasiaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny toetran' ny olona lozabe na ny zavatra malaholaho: Tsy anerany ny hasiakan' ity sakay ity |
Fototeny | 4 siaka |
Tovy hevitra | 5 fahasiaka |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
Fivaditsoratra | 7 hasaika, hasakay, hasiaka, kasahia, sahiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |