|
|
|
|

Teny iditra1  hasikitoky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bara] landihazo sarotra folesina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (comparer à kitokitohina : qui vous met en colère contre qui on se fâche) Nom donné, par opposition à hasikary , au coton difficile à filer, qu'on a du mal à mettre en oeuvre. [Bara]
Voambolana  5  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  6  hasikitoky, hitsikiako

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02