|
|
|
|

Teny iditra1  hasiso
Fototeny  2  siso
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fahamaimboan' ny sakafo efa naharitra ela: Loza ny hasison' ireto varimasaka efa ela nitoerana ireto [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05