Teny iditra hasiviana (sivy)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Mandritra ny andro sivy: Mivavaka hasiviana
¶ Halavam-potoana sivy andro: Nony tapitra ny hasiviana, sitrana ilay narary [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay neuf jours, une neuvaine [Abinal 1888]
Voambolana 

2010/05/16